James 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahiko, ny aviavy va mety mamoa voan’oliva na ny voaloboka mamoa voan’aviavy? Toy izany koa ny loharano masirasira dia tsy mba ivoahan’ny rano mamy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa ny aviavy, ry kristianina havako, mety mamoa ôliva; na ny foto-boaloboka va, mamoa voan’aviavy? Toy izany koa, ny loharano masirasira tsy mahay mamoaka rano mamy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny aviavy ve, ry havako, mety hamoa ôliva, na ny voaloboka hamoa aviavy? Koa ny loharano masira tsy mety hanome rano mamy.
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahiko, ny aviavy va mety mamoa voan'oliva, na ny voaloboka mamoa voan'aviavy? Toy izany ny rano masirasira tsy mba ivoahan'ny mamy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahiko, ny aviavy va mety mamoa voan’oliva na ny voaloboka mamoa voan’aviavy? Toy izany koa ny loharano masirasira dia tsy mba ivoahan’ny rano mamy.
malagasy
Ry rahalahiko, ny aviavy va mety mamoa voan'oliva, na ny voaloboka mamoa voan'aviavy? Toy izany ny rano masirasira tsy mba ivoahan'ny mamy.