James 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany fahendrena izany dia tsy ilay avy any ambony fa araka ny etỳ an-tany ihany, araka ny nofo, araka ny demonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba fahendrena avy any ambony izany, fa avy amin’ny tany, sy ara-batana, ary avy amin’ny demony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany fahendrena izany dia tsy avy any ambony fa araka ny etỳ an-tany sy araka ny maha olombelona ary avy amin’ny demony;
Malagasy Bible 1865
Izany fahendrena izany dia tsy ny avy any ambony, fa araka ny etỳ an-tany ihany, araka ny nofo, araka ny an'ny demonia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany fahendrena izany dia tsy ilay avy any ambony fa araka ny etỳ an-tany ihany, araka ny nofo, araka ny demonia*.
malagasy
Izany fahendrena izany dia tsy ny avy any ambony, fa araka ny etỳ an-tany ihany, araka ny nofo, araka ny an'ny demonia.