James 3:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay misy fialonana sy fiheveran-tena ho zavatra dia misy fikorontanana mbamin’izay asa ratsy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria izay misy fialonana sy fifampiandaniana, dia tsy maintsy misy fikorontanana sy izao asa ratsy rehetra izao koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izay misy fialonana sy fifampiandaniana dia misy fikorontanana mbamin’ny asa ratsy isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
Fa izay misy fialonana sy fifampiandaniana dia misy fikorontanana mbamin izay asa ratsy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay misy fialonana sy fiheveran-tena ho zavatra dia misy fikorontanana mbamin’izay asa ratsy rehetra.
malagasy
Fa izay misy fialonana sy fifampiandaniana dia misy fikorontanana mbamin izay asa ratsy rehetra.