James 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mety diso amin’ny zavatra maro mantsy isika rehetra. Raha misy olona tsy mba mety diso amin’ny teniny dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany manontolo koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa manota amin’ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy tsy manota amin’ny teny, olona lavorary izy, ka mahafehy ny tenany rehetra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, diso amin’ny zavatra maro isika rehetra; fa raha misy olona tsy diso mihitsy amin’ny teny, dia tanteraka izy, ka mahafehy ny tenany manontolo koa.
Malagasy Bible 1865
Fa tafintohina amin'ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mety diso amin’ny zavatra maro mantsy isika rehetra. Raha misy olona tsy mba mety diso amin’ny teniny dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany manontolo koa.
malagasy
Fa tafintohina amin'ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa.