James 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indreo koa ny sambo, na dia lehibe aza ireny ka entin’ny rivotra mahery, dia ahodin’ny familiana kely foana izy ho any amin’izay tian’ny mpitondra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo koa ange ny sambo: fanamory kely foana no anodinan’ny mpitondra azy amin’izay tiany, na toy inona habeny, na ahoana hamafin’ny rivotra manoha azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo koa ny sambo: na lehibe aza ireny ka entin’ny rivotra mahery, dia voatariky ny fanamory kely hankany amin’izay itiavan’ny mpanamory hitondrana azy.
Malagasy Bible 1865
Indreo koa ny sambo, na dia lehibe aza ireny ka entin'ny rivotra mahery, dia ahodin'ny familiana kely foana izy ho any amin'izay tian'ny mpitondra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indreo koa ny sambo, na dia lehibe aza ireny ka entin’ny rivotra mahery, dia ahodin’ny familiana kely foana izy ho any amin’izay tian’ny mpitondra azy.
malagasy
Indreo koa ny sambo, na dia lehibe aza ireny ka entin'ny rivotra mahery, dia ahodin'ny familiana kely foana izy ho any amin'izay tian'ny mpitondra.