James 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy hay tohaina izy sady feno poizina mahafaty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy misy olona nahafolaka ny lela na dia iray aza. Zava-mandoza tsy laitra tohanana izy, sady feno poizina mahafaty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy misy olombelona na iray aza efa nahafolaka ny lela: zava-dratsy saro-pehezina ny lela sady feno poizina mahafaty.
Malagasy Bible 1865
fa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy manam-pijanonana izy sady feno ody mahafaty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy hay tohaina izy sady feno poizina mahafaty.
malagasy
fa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy manam-pijanonana izy sady feno ody mahafaty.