James 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no isaorantsika ny Tompo, dia ny Ray; ary izy ihany koa no anozonantsika ny olona izay natao araka ny endrik’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no isaorantsika an’Andriamanitra Raintsika, nefa izy ihany koa no anozonantsika ny olona izay natao mitovy endrika amin’Andriamanitra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no ankalazantsika an’ilay Tompo sady Ray, ary izy koa no anozonantsika ny olona izay noarîna araka ny endrik’Andriamanitra:
Malagasy Bible 1865
Izy no isaorantsika ny Tompo, dia ny Ray; ary izy ihany koa no anozonantsika ny olona, izay natao araka ny endrik'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no isaorantsika ny Tompo, dia ny Ray; ary izy ihany koa no anozonantsika ny olona izay natao araka ny endrik’Andriamanitra.
malagasy
Izy no isaorantsika ny Tompo, dia ny Ray; ary izy ihany koa no anozonantsika ny olona, izay natao araka ny endrik'Andriamanitra.