James 4:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iray ihany no Mpanome lalàna sy Mpitsara, dia Ilay mahavonjy sy mahavery; fa iza moa ianao no mitsara ny namanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iray monja no Mpanao lalàna sy Mpitsara, dia Ilay mahay mamonjy na mamery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra anefa no hany mpanome ny lalàna sady mpitsara; Izy no hany mahavonjy sy mahavery. Fa iza kosa ianao no manameloka ny namanao?
Malagasy Bible 1865
Iray ihany no Mpanome lalàna sy Mpitsara, dia Ilay mahavonjy sy mahavery; fa iza moa ianao, no mitsara ny namanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iray ihany no Mpanome lalàna sy Mpitsara, dia Ilay mahavonjy sy mahavery; fa iza moa ianao no mitsara ny namanao?
malagasy
Iray ihany no Mpanome lalàna sy Mpitsara, dia Ilay mahavonjy sy mahavery; fa iza moa ianao, no mitsara ny namanao?