James 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa aleo miteny hoe: Raha sitrapon’ny Tompo ka velona izahay dia hataonay izao na izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa inona moa ny ainareo? - Zavona kely miseho vetivety, dia levona indray. Koa izao no tokony hatao: «Raha sitrapon’Andriamanitra, ka velona ny aina, dia hanao izao, na izany izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo ianareo manao hoe: «Raha sitrapon’ny Tompo ka velona aina, dia hataonay izao na izatsy»;
Malagasy Bible 1865
Fa aleo manao izao: Raha sitrapon'ny Tompo, ka velona izahay, dia hataonay izao na izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa aleo miteny hoe: Raha sitrapon’ny Tompo ka velona izahay dia hataonay izao na izany.
malagasy
Fa aleo manao izao: Raha sitrapon'ny Tompo, ka velona izahay, dia hataonay izao na izany.