James 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay mahalala hanao soa nefa tsy manao soa dia heloka ho azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay efa mahalala ny mety hatao nefa tsy manao, dia meloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay mahalala ny tsara tokony hatao nefa tsy manao, dia manota.
Malagasy Bible 1865
Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay mahalala hanao soa nefa tsy manao soa dia heloka ho azy izany.
malagasy
Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany.