James 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Heverinareo va fa miteniteny foana ny Soratra Masina hoe: Ny fanahy izay nampitoeriny ato anatintsika dia iriny amin’ny fahasaro-piaro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary moa ataonareo ho teny foana va ny lazain’ny Soratra Masina hoe: «Tia anareo sy saro-piaro anareo aza ny Fanahy Izay nampitoeriny ao anatinareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza heverinareo fa tsy misy antony ny tenin’ny Soratra Masina hoe: «Feno faniriana mirehidrehitra ny fanahy izay napetrak’Andriamanitra ao anatintsika.»
Malagasy Bible 1865
Ary ataonareo va fa miteny foana ny Soratra Masina? Ny fanahy, izay nampitoeriny ato anatintsika dia iriny amin'ny fahasaro-piaro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Heverinareo va fa miteniteny foana ny Soratra Masina hoe: Ny fanahy izay nampitoeriny ato anatintsika dia iriny amin’ny fahasaro-piaro.
malagasy
Ary ataonareo va fa miteny foana ny Soratra Masina? Ny fanahy, izay nampitoeriny ato anatintsika dia iriny amin'ny fahasaro-piaro. [ Na: ny Soratra Masina hoe] [ Na: izay mitoetra ato anatintsika] [ Na: Ny Fanahy, Izay nampitoeriny ato anatintsika, dia maniry amin'ny fahasaro-piaro; na: Ny fanahy, izay nampitoeriny ato anatintsika, dia maniry amin'ny fialonana]