James 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa maneke an’Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly dia handositra anareo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa maneke an’Andriamanitra ianareo, ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa maneke an’Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra lavitra anareo izy.
Malagasy Bible 1865
Ka dia maneke an Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa maneke an’Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly* dia handositra anareo izy.
malagasy
Ka dia maneke an Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.