James 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Oria sy mitomania ary midradradradrà! Aoka hody fitomaniana ny fihomehezanareo ary hody fanjoretana ny fifalianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantaro ny fahorianareo, ka manaova fisaonana, dia mitomania. Aoka hanjary ranomaso ny hehinareo, ary hody alahelo ny hafalianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Malahelova, mitomania ary midradradradrà; aoka hody fitomaniana ny fihomehezanareo ary hody alahelo ny fifalianareo.
Malagasy Bible 1865
Oria, sy mitomania, ary midradradradrà; aoka hody fitomaniana ny fihomehezanareo, ary hody fanjoretana ny fifalianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Oria sy mitomania ary midradradradrà! Aoka hody fitomaniana ny fihomehezanareo ary hody fanjoretana ny fifalianareo!
malagasy
Oria, sy mitomania, ary midradradradrà; aoka hody fitomaniana ny fihomehezanareo, ary hody fanjoretana ny fifalianareo.