James 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E! Ianareo manankarena, mitomania sy midradradradrà noho ny fahoriana izay manjo anareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anareo mpanan-karena kosa indray izao: Mitomania sy migogogogoa, fa indro ny lozanareo efa midona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihaino ahy izao ianareo mpanankarena! Mitomania sy mitolokoa noho ny loza midona aminareo.
Malagasy Bible 1865
He! ianareo manan-karena, mitomania sy midradradradrà noho ny fahoriana izay efa manjo anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E! Ianareo manankarena, mitomania sy midradradradrà noho ny fahoriana izay manjo anareo!
malagasy
[Fanamelohana ny mpanankarena ratsy fanahy] He! ianareo manan-karena, mitomania sy midradradradrà noho ny fahoriana izay efa manjo anareo.