James 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vavaka atao amin’ny ny finoana dia hamonjy ilay marary, fa ny Tompo hanangana azy; ary raha nanota izy dia havela ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny vavaka atao am-pinoana hamonjy ny marary; dia hanamaivana ny rofiny ny Tompo, ary hamela izay heloka vitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izany vavaka izany, rehefa atao amim-pinoana, dia hahavonjy ilay marary: hositranin’ny Tompo izy ary, raha nanota, dia havela ny helony.
Malagasy Bible 1865
ary ny fivavaky ny finoana dia hamonjy ilay marary, fa ny Tompo hanangana azy; ary raha nanota izy, dia havela ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vavaka atao amin’ny ny finoana dia hamonjy ilay marary, fa ny Tompo hanangana azy; ary raha nanota izy dia havela ny helony.
malagasy
ary ny fivavaky ny finoana dia hamonjy ilay marary, fa ny Tompo hanangana azy; ary raha nanota izy, dia havela ny helony.