James 5:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin’ny fahamarinana, ary misy iray mampibebaka azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry kristianina havako, raha misy ao aminareo miala amin’ny fahamarinana, ka misy anankiray mampibebaka azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havako, raha sendra misy aminareo miala amin’ny marina, ka misy mamerina azy,
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin'ny fahamarinana, ary misy anankiray mampibebaka azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin’ny fahamarinana, ary misy iray mampibebaka azy,
malagasy
Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin'ny fahamarinana, ary misy anankiray mampibebaka azy,aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny lalan'ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be.