James 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny harenanareo dia efa simba ary ny fitafianareo dia efa lanin’ny kalalao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny harenareo efa lo; ny fitafianareo efa lanin’ny kalalao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny harenareo efa lo ary ny fitafianareo efa lanin’ny kadradraka.
Malagasy Bible 1865
Ny harenareo efa simba, ary ny fitafianareo efa lanin'ny kalalao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny harenanareo dia efa simba ary ny fitafianareo dia efa lanin’ny kalalao.
malagasy
Ny harenareo efa simba, ary ny fitafianareo efa lanin'ny kalalao.