James 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny volamena sy ny volafotsinareo dia efa harafesina; ary izy harafesina no vavolombelona hiampanga anareo sady handany ny nofonareo tahaka ny afo. Namory harena amin’ny andro farany ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny volamena sy volafotsinareo efa harafesina; ary ny harafesiny dia hiampanga anareo, sy handevona ny nofonareo toy ny afo. Efa nanangona hatezerana ho anareo ho amin’ny andro farany ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny volamena sy volafotsinareo efa harafesina, ary ny harafesiny dia vavolombelona hiampanga anareo sady handany ny nofonareo toy ny afo. Izao efa andro farany izao no nanangonanareo harena.
Malagasy Bible 1865
Ny volamena sy ny volafotsinareo dia efa harafesina; ary ny harafesiny dia ho vavolombelona hiampanga anareo sady handany ny nofonareo tahaka ny afo. Efa namory harena amin'ny andro farany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny volamena sy ny volafotsinareo dia efa harafesina; ary izy harafesina no vavolombelona hiampanga anareo sady handany ny nofonareo tahaka ny afo. Namory harena amin’ny andro farany ianareo!
malagasy
Ny volamena sy ny volafotsinareo dia efa harafesina; ary ny harafesiny dia ho vavolombelona hiampanga anareo sady handany ny nofonareo tahaka ny afo. Efa namory harena amin'ny andro farany ianareo.