James 5:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanameloka sady namono ny marina ianareo ary tsy manohitra anareo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanameloka sy namono ny olo-marina ianareo, fa tsy nanohitra anareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohelohinareo ny olo-marina sady novonoinareo, nefa tsy manohitra anareo.
Malagasy Bible 1865
Efa nanameloka namono ny marina ianareo; fa tsy manohitra anareo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanameloka sady namono ny marina ianareo ary tsy manohitra anareo izy.
malagasy
Efa nanameloka namono ny marina ianareo; fa tsy manohitra anareo izy. [ Na. Ilay marina... Izy]