James 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahareta koa ianareo, ampaherezo ny fonareo fa efa akaiky ny fiavian’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka àry ianareo haharitra koa; ary ankaherezo ny fonareo, fa efa akaiky ny fiavian’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahareta koa ianareo; aoka ho feno herimpo, fa efa mby akaiky ny fiavian’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Mahareta koa ianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fihavian'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahareta koa ianareo, ampaherezo ny fonareo fa efa akaiky ny fiavian’ny Tompo.
malagasy
Mahareta koa ianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fihavian'ny Tompo.