James 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mifampimonomonona, ry rahalahy, fandrao hohelohina ianareo; indro ny Mpitsara dia efa mitsangana eo anoloan’ny varavarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mifampimonomonona, ry kristianina havako, fandrao dia helohina ianareo. Indro, efa mby eo am-baravarana anie ny mpitsara!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mifampimonomonona ianareo, ry havana, mba tsy hanamelohan’Andriamanitra anareo. Indro ny mpitsara efa mijoro eo am-baravarana.
Malagasy Bible 1865
Aza mifampimonomonona, ry rahalahy, fandrao hohelohina ianareo; Indro, ny Mpitsara efa mitsangana eo anoloan'ny varavarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mifampimonomonona, ry rahalahy, fandrao hohelohina ianareo; indro ny Mpitsara dia efa mitsangana eo anoloan’ny varavarana.
malagasy
Aza mifampimonomonona, ry rahalahy, fandrao hohelohina ianareo; Indro, ny Mpitsara efa mitsangana eo anoloan'ny varavarana.