Jeremiah 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary indro Aho manendry anao izao andro anio izao hanam-pahefana amin’ny firenena sy fanjakana maro mba hanongotra sy hanjera, handrava sy handrodana, ary hanorina sy hamboly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary indro aho anio manendry anao, ho eo amin’ny firenena amam-panjakana, hanongotra sy hanjera, hamery sy handrava, hamboly sy hanorina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo fa omeko fahefana ianao anio amin’ireo firenena sy fanjakana mba hanongotra sy hanjera, hanapotika sy handrava, ary hanorina sy hamboly.
Malagasy Bible 1865
ary indro Aho manendry anao izao andro anio izao hanam-pahefana amin'ny firenena sy ny fanjakana hanongotra sy hanjera sy handrava sy handrodana ary hanorina sy hamboly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary indro Aho manendry anao izao andro anio izao hanam-pahefana amin’ny firenena sy fanjakana maro mba hanongotra sy hanjera, handrava sy handrodana, ary hanorina sy hamboly.
malagasy
ary indro Aho manendry anao izao andro anio izao hanam-pahefana amin'ny firenena sy ny fanjakana hanongotra sy hanjera sy handrava sy handrodana ary hanorina sy hamboly.