Jeremiah 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tamiko indray ny tenin’NY TOMPO hoe: Ry Jeremia, inona izao hitanao izao? Dia novaliko hoe: Rantsan-kazo mahatsiaro no hitako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao no tenin’i Iaveh natao tamiko: «Inona no hitanao, ry Jeremia?» Ary hoy aho: «Mahita rantsan’ny amandie aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanontany hoe: –Inona no hitanao, ry Jeremià? Dia novaliako hoe: –Rantsam-paiso na hazo mahatsiaro no hitako.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tamiko indray ny tenin'i Jehovah nanao hoe: Ry Jeremia, inona izao hitanao izao? Ary hoy izaho: Rantsan-kazo mahatsiaro no hitako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tamiko indray ny tenin’NY TOMPO hoe: Ry Jeremia, inona izao hitanao izao? Dia novaliko hoe: Rantsan-kazo mahatsiaro no hitako.
malagasy
Ary tonga tamiko indray ny tenin'i Jehovah nanao hoe: Ry Jeremia, inona izao hitanao izao? Ary hoy izaho: Rantsan-kazo mahatsiaro no hitako.[Ny amygdala no ataon'ny Hebreo hoe "hazo mahatsiaro", satria mamony alohan'ny hazo sasany]