Jeremiah 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Marina ny ahitanao azy; fa mahatsiaro Aho mba hahatanteraka ny teniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Iaveh tamiko: «Nahita tsara ianao, fa mahatsiaro ny teniko aho, hanatanterahako azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO tamiko: –Nahita tsara ianao, fa hahatsiaro Aho mba hanatanteraka izay lazaiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamiko: Marina ny ahitanao azy; fa mahatsiaro Aho mba hahatanteraka ny teniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Marina ny ahitanao azy; fa mahatsiaro Aho mba hahatanteraka ny teniko.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamiko: Marina ny ahitanao azy; fa mahatsiaro Aho mba hahatanteraka ny teniko.