Jeremiah 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Hiroatra avy any avaratra ny loza hanjo ny mponina rehetra amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Iaveh tamiko: «Avy any avaratra no hiroatan’ny loza hanjò ny mponina rehetra amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO nanazava tamiko: –Avy any avaratra tokoa no hipoitra ny loza hamelezana ny mponina rehetra eto amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamiko: Hiroatra avy any avaratra ny loza hanjo ny mponina rehetra amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Hiroatra avy any avaratra ny loza hanjo ny mponina rehetra amin’ny tany.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamiko: Hiroatra avy any avaratra ny loza hanjo ny mponina rehetra amin'ny tany.