Jeremiah 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hifandahatra aminy Aho noho ny haratsiany rehetra, dia ny nahafoizany Ahy sy ny nandoroany ditin-kazo manitra ho an’ny andriamanitra hafa ary ny niankohofany teo anatrehan’ny asan’ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hamoaka ny didim-pitsarana hanameloka azy ireo Aho, noho ny haratsiany rehetra, fa nandao Ahy izy ireo, dia nanolotra emboka tamin’andriamani-kafa, ary nivavaka tamin’ny asan-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havoakako ny didim-pitsarana hamelezana ny mponin’ity tany ity noho ny ratsy rehetra izay nataony: nandao Ahy izy ka nanao sorona ho an’ireo andriamani-kafa, dia ny andriamanitra asan-tanany izay ivavahany!
Malagasy Bible 1865
Ary hifandahatra aminy Aho noho ny haratsiany rehetra, dia ny nahafoizany Ahy sy ny nandoroany ditin-kazo manitra ho an'ny andriamani-kafa ary ny niankohofany teo anatrehan'ny asan'ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hifandahatra aminy Aho noho ny haratsiany rehetra, dia ny nahafoizany Ahy sy ny nandoroany ditin-kazo manitra ho an’ny andriamanitra hafa ary ny niankohofany teo anatrehan’ny asan’ny tanany.
malagasy
Ary hifandahatra aminy Aho noho ny haratsiany rehetra, dia ny nahafoizany Ahy sy ny nandoroany ditin-kazo manitra ho an'ny andriamani-kafa ary ny niankohofany teo anatrehan'ny asan'ny tànany.