Jeremiah 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hiady aminao ireny nefa tsy hahaleo anao satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiady aminao izy ireo, nefa tsy hahefa na inona na inona aminao, satria momba anao Aho, hamonjy anao Aho; - teny marin’i Iaveh.-»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiady aminao izy nefa tsy haharesy anao, fa miaraka aminao Aho mba hanafaka anao. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Fa hiady aminao ireny, nefa tsy hahaleo anao, satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hiady aminao ireny nefa tsy hahaleo anao satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy NY TOMPO.
malagasy
Fa hiady aminao ireny, nefa tsy hahaleo anao, satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah.