Jeremiah 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany tenin’NY TOMPO izany dia nampitondraina an’i Jeremia tamin’ny andron’i Josia, zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, tamin’ny taona fahatelo amby folo nanjakany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natao taminy ny tenin’i Iaveh tamin’ny andron’i Josiasa, zanak’i Amôna, mpanjakan’i Jodà, tamin’ny taona faha-13 nanjakany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià ireo hafatra ireo, nanomboka ny taona faha-13 nanjakan’i Jôsià, zanakalahin’i Amôna sady mpanjakan’i Joda,
Malagasy Bible 1865
izay nanambarana ny tenin'i Jehovah tamin'ny andron'i Josia, zanak'i Amona, mpanjakan'ny Joda, tamin'ny taona fahatelo ambin'ny folo nanjakany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany tenin’NY TOMPO izany dia nampitondraina an’i Jeremia tamin’ny andron’i Josia, zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, tamin’ny taona fahatelo amby folo nanjakany,
malagasy
izay nanambarana ny tenin'i Jehovah tamin'ny andron'i Josia, zanak'i Amona, mpanjakan'ny Joda, tamin'ny taona fahatelo ambin'ny folo nanjakany,