Jeremiah 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Indrisy, RY TOMPO Andriamanitra ô! Indro, tsy mahay mandaha-teny aho, fa mbola zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Indrisy, Iaveh Tompo ô, tsy mahay miteny aho fa zaza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary namaly aho hoe: –Indrisy, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, mbola tanora loatra aho ka tsy mahay mandahateny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy kosa aho: Indrisy, Jehovah Tompo ô! indro, tsy mahay mandaha-teny aho, fa mbola zaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Indrisy, RY TOMPO Andriamanitra ô! Indro, tsy mahay mandaha-teny aho, fa mbola zaza.
malagasy
Ary hoy kosa aho: Indrisy, Jehovah Tompo ô! indro, tsy mahay mandaha-teny aho, fa mbola zaza.