Jeremiah 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy NY TOMPO tamiko: Aza miteny hoe: Mbola zaza aho; fa handeha amin’izay rehetra hanirahako anao ianao, ary izay rehetra handidiako anao no hambaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Iaveh tamiko: «Aza manao hoe: ‹Zaza aho›, fa handeha ho any amin’izay rehetra anirahako anao ianao, ary hilaza izay rehetra handidiako anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny TOMPO tamiko hoe: –Aza manao hoe «mbola tanora loatra aho» fa tsy maintsy handeha amin’izay rehetra hanirahako anao ianao ka hilaza aminy izay rehetra nandidiako anao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jehovah tamiko: Aza manao hoe: Mbola zaza aho; fa handeha amin'izay rehetra hanirahako anao ianao, ary izay rehetra handidiako anao no hambaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy NY TOMPO tamiko: Aza miteny hoe: Mbola zaza aho; fa handeha amin’izay rehetra hanirahako anao ianao, ary izay rehetra handidiako anao no hambaranao.
malagasy
Fa hoy Jehovah tamiko: Aza manao hoe: Mbola zaza aho; fa handeha amin'izay rehetra hanirahako anao ianao, ary izay rehetra handidiako anao no hambaranao.