Jeremiah 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matahotra azy ianao; fa momba anao Aho ka hamonjy anao, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manana izay tahotra akory ianao eo anatrehan’izy ireo, fa momba anao hamonjy anao Aho,» - teny marin’i Iaveh! -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza matahotra azy fa miaraka anao Aho mba hanafaka anao. Izany no teny hentitry ny TOMPO tamiko.
Malagasy Bible 1865
Aza matahotra azy ianao; fa momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matahotra azy ianao; fa momba anao Aho ka hamonjy anao, hoy NY TOMPO.
malagasy
Aza matahotra azy ianao; fa momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah.