Jeremiah 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatsotra ny tanany NY TOMPO ka nanendry ny vavako ary hoy NY TOMPO tamiko: Indro, efa nataoko ao am-bavanao ny teniko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naninjitra ny tanany i Iaveh, ka nanendry ny vavako, ary hoy i Iaveh tamiko: «Indro ataoko eo am-bavanao ny teniko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo IZY dia nandroso ny tanany ka nanendry ny vavako ary nilaza tamiko hoe: –Ianao no hanambara ny teniko.
Malagasy Bible 1865
Dia naninjitra ny tànany Jehovah ka nanendry ny vavako, ary hoy Jehovah tamiko: Indro, efa nataoko ao am-bavanao ny teniko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatsotra ny tanany NY TOMPO ka nanendry ny vavako ary hoy NY TOMPO tamiko: Indro, efa nataoko ao am-bavanao ny teniko,
malagasy
Dia naninjitra ny tànany Jehovah ka nanendry ny vavako, ary hoy Jehovah tamiko: Indro, efa nataoko ao am-bavanao ny teniko,