Jeremiah 10:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy ny teny izay lazain’NY TOMPO aminareo, ry taranak’Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy ny teny lazain’i Iaveh aminareo, ry taranak’i Israely: Izao no lazain’i Iaveh:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihainoa ny hafatra izay nambaran’ny TOMPO momba anareo, ry olon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Henoy ny teny izay lazain'i Jehovah aminareo, ry taranak'Isiraely!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy ny teny izay lazain’NY TOMPO aminareo, ry taranak’Israely!
malagasy
[Ny mahatsinontsinona ny sampy, ary ny fampisehoana ny voninahitr'i Jehovah sy ny fahatezerany] Henoy ny teny izay lazain'i Jehovah aminareo, ry taranak'Isiraely!