Jeremiah 10:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba tahaka ireo ny Anjaran’i Jakoba; fa mpamorona ny zavatra rehetra Izy; ary ny Israely no firenena lovany; Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy toy izany ny anjaran’i Jakôba; fa Izy dia Ilay namorona an’izao rehetra izao; ary i Israely no firenena lovany; i Iavehn’ny tafika no Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy mitovy amin’ireo ny Tompo, ilay Anjaran’i Jakôba, satria Izy no mpamorona ny zava-drehetra; ary ny vahoaka Israely dia fananany. Ilay TOMPOn’izao rehetra izao no anarany.
Malagasy Bible 1865
Tsy mba tahaka ireo ny Anjaran'i Jakoba; Fa Mpamorona ny zavatra rehetra Izy; Ary ny Isiraely no firenena lovany; Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba tahaka ireo ny Anjaran’i Jakoba; fa mpamorona ny zavatra rehetra Izy; ary ny Israely no firenena lovany; Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany.
malagasy
Tsy mba tahaka ireo ny Anjaran'i Jakoba; Fa Mpamorona ny zavatra rehetra Izy; Ary ny Isiraely no firenena lovany; Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany.