Jeremiah 10:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Angony ny korontan’entanao hiala amin’ny tany, ry ilay mipetraka anatin’ny fahirano!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Angony ny entanao amin’ny tany, ry ilay afahirano!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Angòny hiala teo ny entanao, ry Jerosalema voafahirano.
Malagasy Bible 1865
Angony ny korontan'entanao, ka ento hiala amin'ny tany, ry ilay mipetraka ao amin'ny haterena!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Angony ny korontan’entanao hiala amin’ny tany, ry ilay mipetraka anatin’ny fahirano!
malagasy
Angony ny korontan'entanao, ka ento hiala amin'ny tany, ry ilay mipetraka ao amin'ny haterena!