Jeremiah 10:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hatorako ho indray misidina toy ny vaton’antsamotady ny mponina amin’ny tany, ary hotereko ao anatin’ny fahirano izy mba tsy hisokatra ny masony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iaveh: «Indro hatsipiko lavitra amin’izao ny mponina amin’ny tany, hotereko mafy izy, mba ho tratry ny fahavalo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no lazain’ny TOMPO: «Amin’ity indray mandeha ity dia horoahiko ny mponina eo amin’ny tany; hotemeriko akaiky izy mba tsy hisy ho afa-mitsoaka.»
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah: Indro, hatorako ho indray misidina toy ny vaton'antsamotady ny mponina amin'ny tany, ary hataoko tery izy mba hahitany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hatorako ho indray misidina toy ny vaton’antsamotady ny mponina amin’ny tany, ary hotereko ao anatin’ny fahirano izy mba tsy hisokatra ny masony.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah: Indro, hatorako ho indray misidina toy ny vaton'antsamotady ny mponina amin'ny tany, ary hataoko tery izy mba hahitany.