Jeremiah 10:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa tonga kentrina ny mpiandry ondry ka tsy mitady NY TOMPO; izany no tsy mahahendry azy ka miely ny ondry andrasany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indrisy, ketrina ireo mpiandry ondry; tsy nitady an’i Iaveh izy; koa tsy nambinina akory izy, dia naely avokoa ny biby andrasany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hadalàn’ny mpitondra izao: Tsy nanontany ny TOMPO izy. Izany no tsy nahombiazany, ary niparitahan’izay rehetra nandrasany.
Malagasy Bible 1865
Fa efa ketrina ny mpiandry ondry ka tsy mitady an'i Jehovah; Izany no tsy mahahendry azy, ka dia miely ny ondry andrasany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa tonga kentrina ny mpiandry ondry ka tsy mitady NY TOMPO; izany no tsy mahahendry azy ka miely ny ondry andrasany rehetra.
malagasy
Fa efa ketrina ny mpiandry ondry ka tsy mitady an'i Jehovah; Izany no tsy mahahendry azy, ka dia miely ny ondry andrasany rehetra.