Jeremiah 10:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, fantatro fa tsy miankina amin’ny olombelona ny lalan-kalehany, ary tsy miankina amin’ny mpandeha ny hahalavorary ny diany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro, ry Iaveh ô, fa tsy ny olombelona ny tompon’ny lalany, tsy mba an’ny olona mandeha, ny manitsy ny diany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, fantatrao fa ny olombelona tsy mahafehy ny lalany, ary ny mpivahiny tsy mahalamin-dia.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, fantatro fa tsy an'ny olombelona ny lalan-kalehany, na an'ny mpandeha ny hahalavorary ny diany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, fantatro fa tsy miankina amin’ny olombelona ny lalan-kalehany, ary tsy miankina amin’ny mpandeha ny hahalavorary ny diany.
malagasy
Jehovah ô, fantatro fa tsy an'ny olombelona ny lalan-kalehany, na an'ny mpandeha ny hahalavorary ny diany