Jeremiah 10:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, anaro aho, nefa araka ny fitsaranao ihany fa tsy amin’ny fahatezeranao, fandrao hataonao tonga tsinontsinona aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, faizo aho, nefa aoka ho ara-drariny, fa tsy araka ny hatezeranao, fa ataonao zary tsinontsinona aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ahitsio aho, ry TOMPO, nefa araka ny antonony ihany fa tsy araka ny fahatezeranao fandrao hataonao tonga tsinontsinona aho.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, anaro aho, nefa araka ny antonony ihany, fa tsy amin'ny fahatezeranao, fandrao hataonao tonga tsinontsinona aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, anaro aho, nefa araka ny fitsaranao ihany fa tsy amin’ny fahatezeranao, fandrao hataonao tonga tsinontsinona aho.
malagasy
Jehovah ô, anaro aho, nefa araka ny antonony ihany, fa tsy amin'ny fahatezeranao, fandrao hataonao tonga tsinontsinona aho.Aidino amin'ny jentilisa izay tsy mahalala Anao ny fahatezeranao, dia amin'ny taranaka Izay tsy miantso ny anaranao. Fa efa nihinana an'i Jakoba ireo, eny, nihinana sy nahalevona azy ary nahalao ny fonenany.