Jeremiah 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy tokoa izay tahaka Anao, RY TOMPO ô; lehibe Ianao, ary lehibe amin’ny hery ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy toa Anao, Iaveh ô; lehibe Ianao, ary lehibe amin-kery ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy tahaka Anao, ry TOMPO, fa lehibe Ianao ary lehibe ny lazanao amin’ny asa mahery nataonao.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy tokoa izay tahaka Anao, Jehovah ô; Lehibe Hianao, ary lehibe amin'ny hery ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy tokoa izay tahaka Anao, RY TOMPO ô; lehibe Ianao, ary lehibe amin’ny hery ny anaranao.
malagasy
Tsy misy tokoa izay tahaka Anao, Jehovah ô; Lehibe Hianao, ary lehibe amin'ny hery ny anaranao.