Jeremiah 11:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza mivavaka ho an’ity firenena ity ianao, ary aza manandratra fitarainana na fifonana ho azy; fa amin’ny andro izay hitarainany Amiko noho ny fahoriany dia tsy hihaino azy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, aza mifona ho an’ity firenena ity, na manandra-pitarainana amam-bavaka ho azy; fa tsy hihaino azy akory Aho, raha avy izay hitarainany Amiko, amin’ny andron’ny fahoriany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao, ry Jeremià, aza mivavaka amiko ho an’ity vahoaka ity intsony na manandratra fitarainana na fifonana ho azy; satria rehefa hiharan’ny loza izy, ka hiantso vonjy amiko ianao, dia tsy hihaino Aho.
Malagasy Bible 1865
Koa aza mivavaka ho an'ity firenena ity ianao, ary aza manandratra fitarainana na fifonana ho azy; Fa amin'ny andro izay hitarainany amiko noho ny fahoriany dia tsy hihaino azy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza mivavaka ho an’ity firenena ity ianao, ary aza manandratra fitarainana na fifonana ho azy; fa amin’ny andro izay hitarainany Amiko noho ny fahoriany dia tsy hihaino azy Aho.
malagasy
Koa aza mivavaka ho an'ity firenena ity ianao, ary aza manandratra fitarainana na fifonana ho azy; Fa amin'ny andro izay hitarainany amiko noho ny fahoriany dia tsy hihaino azy Aho.