Jeremiah 11:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hazo oliva maitso sady misy voany tena tsara endrika no nataon’NY TOMPO anaranao. Tamin’ny fihorakorahana be no nandrehetany afo taminy ary nokapaina ny rantsany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fototr’ôliva maitso tsara, miravaka voa tsara tarehy, no anarana nomen’i Iaveh anao. Ary tamin’ny horakoraka be, no nandrehetany afo taminy, ka tapaka ny rantsany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy io dia nataoko hoe «Hazo ôliva maitso, misy voany mahafinaritra». Kanjo ao anatin’ny kotaba lehibe no andrehetako afo handoro ny raviny; ary dia hotapatapahina ny rantsany.
Malagasy Bible 1865
Hazo oliva maitso sady misy voany maha-te-hizaha no nataon'i Jehovah anaranao; Tamin'ny fihorakorahana be no nandrehetany afo taminy, ary notapahina ny rantsany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hazo oliva maitso sady misy voany tena tsara endrika no nataon’NY TOMPO anaranao. Tamin’ny fihorakorahana be no nandrehetany afo taminy ary nokapaina ny rantsany.
malagasy
Hazo oliva maitso sady misy voany maha-te-hizaha no nataon'i Jehovah anaranao; Tamin'ny fihorakorahana be no nandrehetany afo taminy, ary notapahina ny rantsany.