Jeremiah 11:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahafantarin’NY TOMPO aho ka nahalala; nasehonao ahy tamin’izany ny fanaony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahalalain’i Iaveh aho, ka nahalala;... nampahafantarinao ahy tamin’izay ny ataon’izy ireo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampahafantarin’ny TOMPO aho ka mahalala, ary nasehony ahy ankehitriny ny fanaon’ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nampahafantarin'i Jehovah aho, ka dia nahalala; Tamin'izany dia nasehonao ahy ny fanaony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahafantarin’NY TOMPO aho ka nahalala; nasehonao ahy tamin’izany ny fanaony.
malagasy
[Ny teny nasain'i Jehovah nolazaina ny amin'ny mponina tao Anatota, izay nitady hamono an'i Jeremia] Ary nampahafantarin'i Jehovah aho, ka dia nahalala; Tamin'izany dia nasehonao ahy ny fanaony.