Jeremiah 11:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ny tenin’izao fanekena izao ianareo, ary mitenena amin’ny Joda sy amin’ny mponina any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa ny teny amin’izao fanekena izao, ianareo; ary mitenena amin’ny olona any Jodà, sy amin’ny mponina ao Jerosalema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Hajaonareo ny tenin’ity fanekempihavanana ity! Hitenenanao kosa, ry Jeremià, ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ny tenin'izao fanekena izao ianareo, ary mitenena amin'ny Joda sy amin'ny mponina any Jerosalema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ny tenin’izao fanekena izao ianareo, ary mitenena amin’ny Joda sy amin’ny mponina any Jerosalema.
malagasy
Mihainoa ny tenin'izao fanekena izao ianareo, ary mitenena amin'ny Joda sy amin'ny mponina any Jerosalema,