Jeremiah 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, izay mitsara marina ka mamantatra ny voa sy ny fo, aoka ho hitako ny famalianao azy; fa Aminao no efa nanankinako ny adiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsara ara-drariny anefa i Iavehn’ny tafika; mamantatra ny voa sy ny fo Izy. Ka hahita ny famalianao azy ireo aho, fa ianao no efa nanankinako ny adiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa Ianao, ry TOMPOn’izao rehetra izao, dia mitsara ara-drariny, ka mamantatra ny ao an’eritreritra sy ao am-po. Ho hitako hanafay azy Ianao, satria nankiniko taminao ny adiko.
Malagasy Bible 1865
Nefa, ry Jehovah, Tompon'ny maro ô, Izay mitsara marina ka mamantatra ny voa sy ny fo aoka ho hitako ny famalianao azy; Fa aminao no efa nanankinako ny adiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, izay mitsara marina ka mamantatra ny voa sy ny fo, aoka ho hitako ny famalianao azy; fa Aminao no efa nanankinako ny adiko.
malagasy
Nefa, ry Jehovah, Tompon'ny maro ô, Izay mitsara marina ka mamantatra ny voa sy ny fo aoka ho hitako ny famalianao azy; Fa aminao no efa nanankinako ny adiko.