Jeremiah 11:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ny mponina ao Anatota, izay mitady ny ainao ka miteny hoe: Aza maminany amin’ny anaran’NY TOMPO, fandrao matin’ny tananay ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia izao no lazain’i Iaveh, ny amin’ireo olona ao Anatôta, izay mitady ny ainao, sy manao hoe: Aza maminany amin’ny Anaran’i Iaveh, raha tsy te ho fatin’ny tananay ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no lazain’ny TOMPO hamelezana ny mponin’i Hanatôta izay nitady hamono ahy ka nanao tamiko hoe: «Aza maminany amin’ny anaran’ny TOMPO, fandrao ho fatin’ny tananay ianao.»
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mponina ao Anatota, izay mitady ny ainao ka manao hoe: Aza maminany amin'ny anaran'i Jehovah, fandrao matin'ny tananay ianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ny mponina ao Anatota, izay mitady ny ainao ka miteny hoe: Aza maminany amin’ny anaran’NY TOMPO, fandrao matin’ny tananay ianao.
malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mponina ao Anatota, izay mitady ny ainao ka manao hoe: Aza maminany amin'ny anaran'i Jehovah, fandrao matin'ny tananay ianao,