Jeremiah 11:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, hovaliako izy ka ho fatin-tsabatra ny zatovo ary ho fati-mosary ny zanany lahy sy ny zanany vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Indro aho hamay azy ireo, ny zatovo, ho fatin’ny sabatra; ny zanany lahy aman-janany vavy, ho fati-mosary; ary tsy hisy miangana aminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao ny amin’ny mponin’i Hanatôta: «Hirotsaka an-tsehatra hamely azy Aho: ho fatin-tsabatra ny tovolahiny, ary ho faty mosary ny zanany lahy sy vavy.
Malagasy Bible 1865
izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hovaliako Izy, ka ny zatovo ho fatin-tsabatra, ary ny zananilahy sy ny zananivavy ho fati-mosary;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, hovaliako izy ka ho fatin-tsabatra ny zatovo ary ho fati-mosary ny zanany lahy sy ny zanany vavy.
malagasy
izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hovaliako Izy, ka ny zatovo ho fatin-tsabatra, ary ny zananilahy sy ny zananivavy ho fati-mosary;Ka tsy hisy hiangana izy; Fa hahatonga loza amin'ny mponina ao Anatota Aho amin'ny taona hamaliana azy.