Jeremiah 11:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisy hiangana izy, fa hahatonga loza amin’ny mponina ao Anatota Aho amin’ny taona hamaliana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hahatonga loza amin’ny olona ao Anatôta Aho, amin’ny taona hamangiako azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hisy sisa velona amin’ny mponin’i Hanatôta amin’ny taona hirotsahako an-tsehatra hamely azy ka handefasako loza aminy.
Malagasy Bible 1865
Ka tsy hisy hiangana izy; Fa hahatonga loza amin'ny mponina ao Anatota Aho amin'ny taona hamaliana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisy hiangana izy, fa hahatonga loza amin’ny mponina ao Anatota Aho amin’ny taona hamaliana azy.
malagasy
Ka tsy hisy hiangana izy; Fa hahatonga loza amin'ny mponina ao Anatota Aho amin'ny taona hamaliana azy.