Jeremiah 11:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no holazainao aminy: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Ho voaozona izay olona tsy mankatò ny tenin’izao fanekena izao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitr’i Israely: «Ho voaozona ny olona tsy mihaino ny tenin’ity fanekena ity,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hilazanao hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO, Andriamanitr’i Israely: Voaozona ny olona izay tsy manaja ny tenin’ity fanekempihavanana ity,
Malagasy Bible 1865
Ary ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: ho voaozona izay olona tsy mankatò ny tenin'izao fanekena izao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no holazainao aminy: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Ho voaozona izay olona tsy mankatò ny tenin’izao fanekena izao,
malagasy
Ary ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: ho voaozona izay olona tsy mankatò ny tenin'izao fanekena izao,