Jeremiah 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Torio any an-tanànan’ny Joda sy any an-dalamben’i Jerosalema izany teny rehetra izany ka lazao hoe: Henoy ny tenin’izao fanekena izao ary ankatoavy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamiko: «Torio any an-tanànan’i Jodà sy eny an-dalamben’i Jerosalema izany teny rehetra izany ka ataovy hoe: Henoy ny teny amin’ity fanekena ity, ka tanteraho amin’ny asa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray ny TOMPO tamiko: –Antsoy any an-tanànan’i Joda sy eny an-dalamben’i Jerosalema izao hafatra rehetra izao hoe: «Hajaonareo ny tenin’ity fanekempihavanana izay nampanaoviko anareo ity, ary araho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamiko: Torio any an-tanànan'ny Joda sy any an-dalamben'i Jerosalema Izany teny rehetra izany, ka lazao hoe: Henoy ny tenin'izao fanekena izao, ka ankatoavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Torio any an-tanànan’ny Joda sy any an-dalamben’i Jerosalema izany teny rehetra izany ka lazao hoe: Henoy ny tenin’izao fanekena izao ary ankatoavy izany.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamiko: Torio any an-tanànan'ny Joda sy any an-dalamben'i Jerosalema Izany teny rehetra izany, ka lazao hoe: Henoy ny tenin'izao fanekena izao, ka ankatoavy izy.